Taona
- Ny taona dia fotoana aharetan'ny tsingerim-pihodin'ny Tany amin'ny Masoandro na tsingerim-potoana mifandraika amin'ny fitsingerenan'ny fizaran-taona iray ka manodidina ny 12 tsingerim-bolana
Taonarivo
- Ny taonarivo dia tsingerim-potoana na halavam-potoana ahitana arivo taona na taonjato folo mifanesy.
Taonan
- I Taonan dia tanàna iray ao amin'ny faritanin'i Jilin, ao amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina.
Taona dans les prononciations en malgache avec des significations, synonymes, antonymes, traductions, phrases et plus.