Rahona
- Ny rahona dia teten-drano na ranomandry hita maso, teten-drano mitsangeva eny amin'ny lanitra. Voatazon'ny gravité eto an-tany ny rahona mba tsy handositra any amin'ny habakabaka.
Ralambo
- Ralambo dia mpanjaka tao Imerina izay nanjaka tamin'ny taona 1575 hatramin'ny taona 1610. Nandimby an-drainy Andriamanelo mpanjakan'i Alasora izy ka nanohy ny fikasan-drainy hamory ny faritra
Rahely
- I Rahely (hebreo רָחֵל / raḥel) dia vehivavy resahina ao amin'ny Bokin'ny Genesisy ao amin'ny Baiboly.
Rafaela (arikanjely)
- I Rafaela na Rafaely dia iray amin’ireo anjely atao hoe arikanjely ao amin’ny fivavahana jiosy sy kristiana ary silamo.
Raha dans les prononciations en malgache avec des significations, synonymes, antonymes, traductions, phrases et plus.